Sochi: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Vargenau (dinika | fandraisan'anjara)
 
Andalana faha-1:
'''Sochi''' (na '''Sotchi''' araky ny [[dikan-tsoratra frantsay ny fiteny rosy]]; amin'ny [[fiteny rosy]] '''Сочи''' ; amin'ny [[fiteny jeôrjiana]] : '''სოჭი''' ; amin'ny [[fiteny adigey]] : '''Шәача''' - ''Sheacha'') dia tanàna ao amin'ny [[krain'i Krasnodar]], ao [[Rosia]]. Eo moron'ny [[Ranomasina Mainty]] no misy azy, ao amin'ny [[Kaokazy]] rosy izay an'i Jeorjia taloha. Ny isamponiny tamin'ny 2013 dia 368 011 mponina. Toerana isian'ny [[Lalao Olimpikan-dririnina ny taona 2014]] ilay tanàna.
 
[[Sokajy:Tanàna ao Rosia]]
[[Sokajy:Tanàna]]