Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy rafi-pehezanteny
Andalana faha-6:
}}
 
Ny [[fiteny arabo]] dia [[fiteny semitika]] izay tenenina ao avaratr'i [[Afrika]] ary any [[Azia Andrefana]]. Io fiteny io dia anisan'ny fiteny ofisialin'ny [[Firenena Mikambana]] ary ny fiteny ofisialy tokan'ny [[Liga Arabo]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin'ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ofisialy, dadia eo amin'ny 240 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpiteny arabo.
 
Ny fiparitahan'ny teny arabo ankehitriny dia avy amin'ny hery ara-tafiky ny mozilmanaMozilmana izay tonga nanaparitaka ny isilamo[[Finoana silamo|fivavahana silamo]] ary ny finiavan'ny kalifa (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino manaparitaka ny finoana isilamikasilamo eran'ny tany. Ny boky masin'ny [[Silamo]], dia ny [[Kor'any]] izay nosoratana tamin'ny teny arabo, no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon'ny mponina mozilmana eran'ny -tany.
 
Noho ny fiparitahan'ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra ary ny fiteny tenenina. Ao amin'ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny arabo klasika (arabo talohan'ny Kor'any, arabon'ny Kor'any ary arabo taorian'ny Kor'any), ary ny arabo ankehitriny. Ny atao hoe arabo tenenina na arabo isan-toerana dia ny fitenim-paritra arabo rehetra.
 
== Jereo koa ==