Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-17:
 
=== Monoteisma ao amin'ny fivavahana silamo ===
Ny fivavahana silamo dia monoteista sahala amin'ny fivavahana jiosy. Ny anaran'Andriamanitra dia ''Allah''. Izany mahatokana an'Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny fanekem-pinoana (arabo: ''Shahâda'') hoe: "Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i [[Mohamady]] no irak'Andriamanitra" (arabo: "''اشهد ان لآ اِلَـهَ اِلا الله و أشهد ان محمدا رسول الله'' ").
 
== Ireo fivavahana hafa misy mihevitra fa monoteista ==