Panteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Andalana faha-10:
== Ny panteisma eo amin'ny sehatry ny fivavahana ==
Nahitana hevitra mitovy amin'ny panteisma ireo fivavahana tao Asia Atsinana sy Atsimo talohan'ny taonjato faha-18, indrindra fa tao amin'ny sikhisma, ny [[hindoisma]], ny konfosianisma ary ny taoisma. Ny firehena sasany ao amin'ny hindoisma dia azo sokajina ho panteista nefa ny sasany koa ho panenteista<ref><small>John Culp, "[http://plato.stanford.edu/archives/sum2015/entries/panentheism/ Panentheism]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fplato.stanford.edu%2Farchives%2Fsum2015%2Fentries%2Fpanentheism%2F tahiry]], ''The Stanford Encyclopedia of Philosophy'', 2008 (notsidihina tamin'ny 0<abbr>1</abbr> Aogositra 2015)</small></ref>. Ny ao amin'ny hindoisma dia ahitana zavatra azo lazaina ho misy ifandraisany amin'ny [[panenteisma]], [[politeisma]], [[monoteisma]] ary [[ateisma]]<ref><small>Fowler, Jeaneane D., ''Perspectives of Reality: An Introduction to the Philosophy of Hinduism,'' 2002'','' Sussex Academic Press'','' pp. 15-32.</small></ref>.
 
=== Ny panteisma amin'ny fivavahana ao India ===
 
==== Ny panteisma akosmika ====