Panteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[panteisma]] dia fampianarafampianarana filozofika izay milaza fa izaony rehetrafitambaran'ny izaozava-drehetra dia Andriamanitra. IzanyTsy fampianaranamifangaro izany dia efa niseho nanomboka taminamin'ny andron'monoteisma ny neoplatonismapanteisma. Amin'ireoNy filozofa neoplatonisianamonoteisma dia fisehoan'Andriamanitrafinoana ny fombanfisian'nyAndriamanitra olombelonatokana sympamorona nyizao zava-misytontolo iainanyka (panteismanefa akosmika).tsy Nymifangaro hafaamin'izao koa,tontolo indrindra ny [[Hindoisma|filozofa hindoa]], dia mampianatraizao fa nysady fitambaran'nyivelany zavatrasy rehetra,amboniny na dia miovaova sy manam(mihoa-petradraha) aza,no diamanana ataonysitrapo hoeazy Andriamanitramanokana (panteismalatina: kosmika''persona'').
 
Izany fampianarana izany dia efa niseho nanomboka tamin'ny andron'ny neoplatonisma (nanomboka taonjato faha-3 taor. J.K.). Amin'ireo filozofa neoplatonisiana dia fisehoan'Andriamanitra ny fomban'ny olombelona sy ny zava-misy iainany (panteisma akosmika). Ny hafa koa, indrindra ny [[Hindoisma|filozofa hindoa]], dia mampianatra fa ny fitambaran'ny zavatra rehetra, na dia miovaova sy manam-petra aza, dia ataony hoe Andriamanitra (panteisma kosmika).
 
== Fiforonan'ny teny hoe ''pateisma'' ==
Avy amin'ny fitambaran'ny teny grika hoe πὰν / pan ("manontolo") sy θεός / theos ("andriamanitra") ny teny nohagasina hoe panteisma. Tao amin'ny asa soratr'i John Toland<ref><small>''Dictionnaire des philosophes'' sous la direction de Denis Huisman, <abbr>p.</abbr> 2523, PUF, 1984.</small></ref> tamin'ny taona 1720 atao hoe ''Pantheisticon'', na raha ny marina kokoa, tao amin'ny asasoratr'i Joseph Raphson, tamin'ny taona 1697, izay nanavahany ny ireo panteista tamin'ireo atea (frantsay: ''athées'') sy tamin'ireo materialista ka namaritany azy ireo ho mpandinika izay manambara fa misy zavatra tokana tsy azo tsapain-tanana sady mana-tsaina izay namorona izao rehetra izao avy amin'ny tenany<ref><small>Ann Thomson, "Existe-t-il un républicanisme panthéiste au XVIIIème siècle ?" ''[http://erea.revues.org/266 E-rea]'' ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ferea.revues.org%2F266 Tahiry])</small></ref>.
 
Ao amin'ny folozofia tandrefana, indrindra nanomboka tamin'i Spinoza<ref><small>Baruch Spinoza, ''Ethica Ordine Geometrico, 1675,'' ao amin'ny teny fampidirana.</small></ref> dia nampitovizin-kevitra amin'ny hoe ''Natiora'' ny hoe ''manontolo''. amin'ny heviny mahafao-be, izany hoe "ny zavatra rehetra misy". Ny panteisma dia manao ny Natiora ho Andriamanitra. Ny panteisma dia tsy afangaro amin'ny panenteisma izay ataon'i Hegel hoe "ao amin'Andriamanitra ny zava-drehetra"<ref><small>G.W.F.Hegel, ''Vorlesungen über das System der Philosophie'', 1828, <abbr>p.</abbr> 254-260.</small></ref> ka omeny anarana hoe akosmika. Avy amin'ny fampianarana ny pateisma ihany ny [[panenteisma]].
 
== Jereo koa: ==
Ligne 7 ⟶ 14 :
* [[Henoteisma]]
* [[Panenteisma]]
 
== Loharano ==