Panteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana sy ny filozofia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[panteisma]] dia fampianara filozofika izay milaza fa izao rehetra izao dia Andriamanitra. Izany fampianarana izany dia efa niseho nanomboka tamin'ny andron'ny neoplatonisma. Amin'ireo filozofa neoplatonisiana dia fisehoan'Andriamanitra ny izao rehetra izao sy ny toetran'ny olombelona ary ny zava-misy iaianany (panteisma akosmika). Ny hafa koa -, indrindra ny [[Hindoisma|filozofa hindoa -]], dia mampianatra fa ny fitambaran'ny zavatra rehetra -, na dia miovaova sy manam-petra aza -, dia ataony hoe Andriamanitra (panteisma kosmika).
Ny [[panteisma]] dia fampianara filozofika izay milaza fa izao rehetra izao dia Andriamanitra.
 
Izany fampianarana izany dia efa niseho nanomboka tamin'ny andron'ny neoplatonisma. Amin'ireo filozofa neoplatonisiana dia fisehoan'Andriamanitra ny izao rehetra izao sy ny toetran'ny olombelona ary ny zava-misy iaianany (panteisma akosmika). Ny hafa koa - indrindra ny filozofa hindoa - dia mampianatra fa ny fitambaran'ny zavatra rehetra - na dia miovaova sy manam-petra aza - dia ataony hoe Andriamanitra (panteisma kosmika).
 
== Jereo koa: ==