Pôliteisma: Fahasamihafan'ny versiona
k
Tsipelina
Pejy momba ny fivavahana |
k Tsipelina |
||
Andalana faha-6:
Avy amin'ny teny grika hoe ''πολυθεϊσμός'' / ''polutheismos'' ny teny nohagasina hoe ''politeisma'' izay mbola azo rasaina araka izao: ''πολύ'' / ''polu'' ("maro") sy ''θεός'' / ''theos'' ("andriamanitra").
== Endrika
Isan-karazany ny fivavahana amin'andriamanitra maro satria ny lamina tsirairay dia samy manana ny mampiavaka azy ary mety hahitana zana-damina izay mamaritra ny fifandraisan'ireo andriamanitra ao aminy. Ny fivavahana sasany, izay efa tsy misy mpanaraka intsony, dia matetika tsy fantatra raha tsy amin'ny alalan'ireo sisan-javatra navelan'ny mponina tany aloha na amin'ny alalan'ny fedrà sy ny haisoratra. Nefa ny anjara toeran'ny andriamanitra iray ao amin'ny [[fedrà]] dia tsy voatery hifanaraka amin'ny tena anjara toeran'io andriamanitra io ao amin'ny fanompoam-pivavahana.
Andalana faha-18:
Maro dia maro ny fivavahana politeista ka ireto ny tena fantatra indrindra:
* ny fivavahan'ny Romana tranainy
* ny fivavahan'ny Grika tranany
* ny fivavahan'ny Selta
* ny fivavahan'ny Jermàna
* ny fivavahan'ny Slava
* ny fivavahana finoa tranainy
* ny fivavahana tranainy tao
* ny fivavahan'ny Ejiptiana tranainy
* ny shintoisma
* ny [[hindoisma]]
* ny fivavahan'ny Persiana
* ny fivavahan-drazana sinoa
* ireo fivavahana tao Peroa tranainy
* ireo fivavahan'ny mponina tao Amerika afovoany tranainy
* ireo fivavahan'ny Arabo talohan'ny Silamo.
|