Fanampin' ny Bokin' i Estera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely
Andalana faha-1:
Ny [[fanampin'ny Bokin'i Estera]] na [[Fanampin'ny Bokin'i Estera|tovan'ny Bokin'i Estera]] dia tsy hita ao amin'ny ao amin'ny [[Baiboly protestanta]] na ao amin'ny [[Baiboly hebreo]]. Ny [[Bokin'nyi Estera]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] no ahitana ilay tovana. Tamin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] ny sora-tanana ananana azy.
 
Ao amin'ilay tovana dia ireto avy ny zavatra lazaina ao :
 
* teny fanokafana manoritsoritra ny nofin’inofin'i Mordekay ;
* ny votoatin’nyvotoatin'ny didy mampandringana ireo Jiosy Jody;
* vavak’ivavak'i Mordekay sy i Estera amin’Andriamanitraamin'Andriamanitra izay mangataka azy mba hamaha olana ;
* antsipiriany momba ny nisehoan’inisehoan'i Estera teo anatrehan’nyanatrehan'ny mpanjaka Ahasoerosy sy ny firesahany ny amin’ny hamonjen’Andriamanitrahamonjen'Andriamanitra ny mpiray tanindrazana aminy;
* dika mitovin’ilaymitovin'ilay didy manavotra ny JiosyJody ;
* andalana ahitana an’ian'i Mordekay mivaofy ilay nofiny tao amin’nyamin'ny teny fanokafana mialoha ny tena hitrangan-javatra ;
* teny famaranana manazava ny nanaovana dikan-teny ny Bokin’iBokin'i Estera.
 
Ao amin’nyamin'ny [[Baiboly protestanta]] ankehitriny, ireo andininy ireo dia misaraka amin’nyamin'ny Bokin’iBokin'i Estera ka tafiditra ao amin’ireoamin'ireo atao hoe boky apokrifan'ny Testamenta Taloha, fa ao amin’nyamin'ny ankamaroan’nyankamaroan'ny [[Baiboly katolika]]<nowiki/>ankehitriny kosa dia mitambatra ao amin’nyamin'ny Bokin'i Estera izy ireo nefa atao hoe deoterokanonika. Ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] dia tsy ahitana io tovana io.
 
Ao amin’ny [[Baiboly protestanta]] ankehitriny, ireo andininy ireo dia misaraka amin’ny Bokin’i Estera ka tafiditra ao amin’ireo atao hoe boky apokrifan'ny Testamenta Taloha, fa ao amin’ny ankamaroan’ny [[Baiboly katolika]]<nowiki/>ankehitriny kosa dia mitambatra ao amin’ny Bokin'i Estera izy ireo nefa atao hoe deoterokanonika.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Bokin'i DanielaEstera]]
*[[Bokin'i Daniela]]
* [[Fanampiny amin'ny Bokin'i Daniela]]
* [[Boky deoterokanonika]]