Bokin' ny Fanjakana (Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''Bokin'ny Fanjakàna''' no anarana iantsoana ireo boky efatra ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny Boky voalohan'ny Samoela hatramin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ao amin'ny dikan-teny grikan'ny [[Testamenta Taloha]] atao hoe [[Septanta]] na [[Septoaginta]]. Ao amin'ny Septanta ny [[Boky voalohan'i Samoela]] dia atao hoe Boky voalohan'ny Fanjakana (grika: ''Α' Βασιλειών''), ny [[Boky faharoan'i Samoela]] dia Boky faharoan'ny Fanjakana (grika: ''Β' Βασιλειών''), ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] dia ny Boky fahatelon'ny Fanjakana (grika: ''Γ' Βασιλειών'') ary ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] dia Boky fahefatry ny Fanjakana (grika: ''Δ' Βασιλειών'').
{| class="wikitable"
| colspan="2" |'''<small>Septoaginta sy Volgata</small>'''
|'''<small>Baiboly hebreo</small>'''
|'''<small>Baiboly kristiana ankehitriny</small>'''
|-
| rowspan="4" |[[Bokin'ny Fanjakana (Baiboly)|<small>Bokin'ny Fanjakana</small>]]
<small>(''Libri Regnum'')</small>
|''<small>Boky voalohan'ny Fanjakana</small>''
<small>(''Α' Βασιλειών'')</small>
| rowspan="2" |''[[Bokin'i Samoela|<small>Bokin'i Samoela</small>]]''
<small>(''Sefer Shamuel'')</small>
|''[[Boky voalohan'i Samoela|<small>Boky voalohan'i Samoela</small>]]''
|-
|''<small>Boky faharoan'ny Fanjakana</small>''
<small>(''Β' Βασιλειών'')</small>
|''[[Boky faharoan'i Samoela|<small>Boky faharoan'i Samoela</small>]]''
|-
|''<small>Boky fahatelon'ny Fanjakana</small>''
<small>(''Γ' Βασιλειών'')</small>
| rowspan="2" |''<small>[[Bokin'ny Mpanjaka]]</small>''
<small>(''Sefer Melakhim'')</small>
|''[[Boky voalohan'ny Mpanjaka|<small>Boky voalohan'ny Mpanjaka</small>]]''
|-
|''<small>Boky fahefatry ny Fanjakana</small>''
<small>(''Δ' Βασιλειών'')</small>
|''<small>[[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]</small>''
|}
 
== Jereo koa: ==