Boky faharoan' i Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
=== Ny nanasarahana ny ''Bokin’i Samoela'' ===
Tapany faharoa amin’ny boky izay atao fotsiny hoe ''[[Bokin'i Samoela|Bokin’i Samoela]]'' (heb. ''Sefer Shamuel''), ao amin’ny Tanakh io boky io. Ny dikan-tenin’ny Baiboly grika atao hoe ''[[Septoaginta]]'' (na Septanta) no nanao izany fizaràna an’io boky io ho roa satria ho lava loatra raha mbola nitambatra anaty horonam-boky iray. Ny tapany voalohany dia atao hoe [[Boky voalohan'i Samoela]].
{| class="wikitable"
 
| colspan="2" |'''Septoaginta sy Volgata'''
|'''Baiboly hebreo'''
|'''Baiboly kristiana ankehitriny'''
|-
| rowspan="4" |[[Bokin'ny Fanjakana (Baiboly)|Bokin'ny Fanjakana]]
(''Libri Regnum'')
|''Boky voalohan'ny Fanjakana''
| rowspan="2" |''[[Bokin'i Samoela]]''
(''Sefer Shamuel'')
|''[[Boky voalohan'i Samoela]]''
|-
|''Boky faharoan'ny Fanjakana''
|''[[Boky faharoan'i Samoela]]''
|-
|''Boky fahatelon'ny Fanjakana''
| rowspan="2" |''[[Bokin'ny Mpanjaka]]''
(''Sefer Melakhim'')
|''[[Boky voalohan'ny Mpanjaka]]''
|-
|''Boky fahefatry ny Fanjakana''
|''[[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]''
|}
{{Testamenta Taloha}}