Boky faharoan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
 
=== Ny anaran’ny boky ===
Ny Boky faharoan’ny Mpanjaka dia azo hafohezina amin’ny hoe Mpanjaka faharoa. Ao min’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia mitambatra ao amin’ny atao hoe ''Melakhim'' ("Mpanjaka") ny Mpanjaka voalohany sy ny Mpanjaka faharoa. (Jereo: [[Bokin'ny Mpanjaka]]; hebreo: ''Sefer Melakhim'').

Voatery nosarahana izy roa ireo mba tsy ho lava loatra ny horonana nanoratana azy tany aloha. Ao amin’ny Septanta na [[Septoaginta]] (Baiboly jiosy amin'ny dikan-teny grika) sy ny [[Volgata]] (Baiboly amin'ny dikan-teny latina) anefa dia atao hoe Bokin’ny Fanjakana (''Libri Regnum'') voalohany sy faharoa sy fahatelo ary fehefatra ireo boky efatra mifanarakaraka, dia ny [[Boky voalohan'i Samoela|Samoela voalohany]], ny [[Boky faharoan'i Samoela|Samoela faharoa]], ny Mpanjaka voalohany ary ny Mpanjaka faharoa.
 
=== Ny mpanoratra ===