Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na SalomonaSalômôna) ho mpanjaka , ny fanorenany ny [[Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina araka ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
Andalana faha-7:
 
=== Ny anaran'ny Boky ===
Ny Boky voalohan’ny Mpanjaka dia atao hoe fotsiny ''Mpanjaka voalohany'' ao amin’ireo baiboly amin’ny fiteny ankehitriny. Ao amin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia mitambatra ao amin’ny atao hoe ''Melakhim'' ("Mpanjaka") ny Mpanjaka voalohany sy ny Mpanjaka faharoa (Jereo: [[Bokin'ny Mpanjaka]]; hebreo: ''Sefer Melakhim'').
 
Ao amin’ny [[Septoaginta|Septanta]] (na Septoaginta) (dikan-teny grika) sy ny [[Volgata]] (dikan-teny latina) dia atao hoe ''Bokin'ny Fanjakana'' (''Libri Regnum'') voalohany sy faharoa sy fahatelo ary fehefatra ireo boky efatra mifanarakaraka, dia ny [[Boky voalohan'i Samoela|Samoela voalohany]], ny [[Boky faharoan’i Samoela|Samoela faharoa]], ny Mpanjaka voalohany ary ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]].
Andalana faha-69:
* [[Boky voalohan'i Samoela|1 Samoela]]
* [[Boky faharoan’i Samoela|2 Samoela]]
*[[Bokin'ny Mpanjaka]]
 
[[sokajy:Bokin'ny Testamenta Taloha]]