Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salomona) ho mpanjaka , ny fanorenany ny [[Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina amin’nyaraka ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny anaran’nyanaran'ny boky sy ny nanoratana azy ==
 
=== Ny anaran’nyanaran'ny Boky ===
Ny Boky voalohan’ny Mpanjaka dia atao hoe fotsiny ''Mpanjaka voalohany'' ao amin’ireo baiboly amin’ny fiteny ankehitriny. Ao min’nyamin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia mitambatra ao amin’ny atao hoe ''Melakhim'' (« "Mpanjaka »") ny Mpanjaka voalohany sy ny Mpanjaka faharoa.

Ao amin’ny [[Septoaginta|Septanta]] (na Septoaginta) (dikan-teny grika) sy ny [[Volgata]] (dikan-teny latina) dia atao hoe ''Bokin'ny Fanjakana'' (''Libri Regnum'') voalohany sy faharoa sy fahatelo ary fehefatra ireo boky efatra mifanarakaraka, dia ny [[Boky voalohan'i Samoela|Samoela voalohany]], ny [[Boky faharoan’i Samoela|Samoela faharoa]], ny Mpanjaka voalohany ary ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]].
 
=== Ny mpanoratra ===
Ligne 59 ⟶ 61 :
Ireto avy ireo mpaminany resahina ao amin’ny boky : i [[Ahia]] avy any Silo, i  [[Mika]] zanak’i  Jimla, i [[Elia]] ary i [[Elisa]].
 
Misongadina ao amin’ny Boky voalohan'ny Tantara ny firotsahan’ny mpaminany Elia sy Elisa ary ny mpaminany hafa an-tsehatra hampanjaka ny Lalàn’i [[YahwehIahveh]], dia lalàna mifehy ny fivavahana sy ny fitondram-panjakana ary ny fitondran-tena. Nanohitra ireo mpanjaka ratsy toa an’i Ahaba sy ny mpanjakavavy Jezebela i Elia tany amin’ny Fanjakan’i Israely. Nampisongadina ny maha-tokana an’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitra inoany ho tena marina, ireo mpaminany, indrindra fa i [[Elia]]. Nifaninana tamin’ny mpaminanin’i Bala, izay ataon'ny Baiboly ho andriamanitra tsy izy, i Elia ka naharesy azy ireo raha samy nanao sorona. Tsy tantara ihany no hita ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka fa misy faminaniana koa.
 
== Jereo koa : ==