Daniela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
'''I [[Daniela''']] na [[Daniela|Daniely]] dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] izay isan'ireo mpaminany israelita malaza eo amin'ny fivavahana jiosy sy kristiana. Iray amin'ireo zatovolahy [[Hebreo (mponina)|hebreo]] efatra avy ao amin’ny [[Fanjakan’i Joda]] ka lasa babo tany Babilonia tamin’ny taona 606 tal. J. K. i Daniela. Lasa mpiasam-panjakana tao Babilona izy sy ireo namany telo noho ny fahendrena nananany. Nisy ny fanerena samihafa nahazo azy mba hanompo sampy nefa tsy nivadika tamin’ny finoany an’Andriamanitra izy na dia niteraka fahasahiranana ho azy izany. Nanohy ny asany tao amin’ny fanjakana Persiana koa izy taorian'ny naharesy ny Babiloniana. Rehefa nihalehibe i Daniela dia maro ny fahitana momba nasehon'Andriamanitra taminy-, indrindra ny amin'ny zavatra hiseho any amin'ny [[andro farany]]. Ny lovantsofina jiosy dia manao an'i Daniela ho nanoratra ny [[Bokin'i Daniela]].
 
== Jereo koa ==