Bokin' i Jodita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Trophime Bigot - Judith Cutting Off the Head of Holofernes - Walters 37653.jpg|vignette|358x358px|''Manapaka ny lohan'i Holoferna i Jodita'', nataon'i Trophime Bigot, taona 1579-1650]]
Ny [[Bokin'i Jodita]] dia boky ao amin'ny Baiboly jiosyjody amin'ny teny grika atao hoe [[Septanta]] na [[Septoaginta]] izay mitantara ny nampitsaharan'i [[Jodita]], vehivavy mpitondratena jiosy, ny horohoro nahazo ny [[Jiosy|Jody]] noho ny hanafihan'ny Asiriana azy ireo, tamin'ny nanapahany ny lohan'ilay jeneraly asiriana atao hoe Holoferna. Izany fanapahan-doha izany no nampitsahatra ny tahotra sady namelona indray ny finoan'ny JiosyJody ny hery mpanafaka ao amin'Andriamanitra.
 
Ny Bokin'i Jodita dia tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baibolin'ny jiosy amin'ny teny hebreo). Ataon'ny Katolika sy ny Ortodoksa ho [[boky deoterokanonika]] izy nefa ny Protestanta dia manao azy ho [[boky apokrifa]].
 
== Famintinana ==
Nandresy an'ireo Mediana i NebokadnetsaraNabokôdônôzôra mpanjakan'i Asiria ka nandefa ny jeneraly HolofernaHôlôferna tamin'ny faha-12 taonan'ny nanjakany mba hanafika haka ireo tany any andrefana. Nampitondrain'i Nebokadnetsara tafika lehibe i HolofernaHôlôferna ka nandresy hatranihatrany sady nandrava ireo toera-masina isan-tanàna no nanao izay tsy maintsy hanomezam-boninahitra an'i Nebokadnetsara sahala amin'ny andriamanitra. Tamin'ny farany dia tonga teo akaikin'ny vavahadin'i Israely ny tafika asiriana ka nanao fahirano ny tanàna atao hoe Betolia eo ampita, na dia efa nampitandrina azy ireo aza ny lehiben'ny Amonita atao hoe Akiora ny amin'ny hampandresen'Andriamanitra ny Israely raha tsy manota. Nefa rehefa lany vatsy ireo Betoliana dia kivy ka notenitenenin'i Jodita, taranak'i SimeonaSimeôna, izay nanome tsiny azy amin'ny hakelin'ny finoan'izy ireo. Tapa-kevitra ny ho any amin'ny tobin'i Holoferna miaraka amin'ny mpanompo vavy iray i Jodita mba hamitaka azy amin'ny fanomezany azy vaovao tsy marina momba ny Jiosy. Rehefa nahita ny hatsaran-tarehin'i Jodita i Holoferna dia nanaiky hihaino azy sady nanasa azy amin'ny lanonam-pisakafoanana sy nitondra azy tany amin'ny trano lainy ka tao i Jodita no nanapaka ny lohany. Niverina tany Betolia izy nitondra ny lohan'i Holoferna ka gaga ny vahoaka avy eo tapa-kevitra ny hanafika sady nampadositra ny Asiriana izay tonga nalemy noho ny fahafatesan'ny mpitarika azy.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Azo zaraina roa ny Bokin'i Jodita ka ny fizaràna voalohany (Jod. 1 – 7) dia mitantara ny fanafihan'i HolofernaHôlôferna sy ny tsy fetezan'ny Israelita hilavo lefona; ary ny fizaràna faharoa (Jod. 8 – 16) dia mitatitra ny fanavotan'i Jodita ny fireneny.
 
=== Ny fanafihan'ny Asiriana sy ny nanaovana fahirano an'i Betolia ===
Andalana faha-24:
Ny nifonan'ny Israelita amin'Andriamanitra (4.9–4.15)
 
Ny dinika tao amin'ny tobin'i HolofernaHôlôferna (5.1–5.24)
 
Ny fahatezeran'i HolofernaHôlôferna tamin'i Akiora (6.1–6.21)
 
Ny nanaovan'i Asiria fahirano an'i Betolia (7.1–7.32)
Andalana faha-39:
Ny vavaka nataon'i Jodita (9.1–9.14)
 
==== I Jodita sy i HolofernaHôlôferna (10.1–13.20) ====
Nankany any amin'i Holoferna i Jodita (10.1–10.23)
 
Ny resaka voalohany nifanaovan'i Jodita sy i Holoferna (11.1–12.9)
 
Nanatrika ny fanasana nataon'i Holoferna iHôlôfernai Jodita (12.10–12.20)
 
Ny nanapahan'i Jodita ny lohan'i Holoferna Hôlôferna(13.1–13.10)
 
Nentin'i Jodita tany Betolia ny lohan'i Holoferna Hôlôferna(13.11–13.20)
 
==== Ny fandresen'ny Israelita ny Asiriana (14.1–16.25) ====
Nanafika ny tobin'ny Asiriana ny JiosyJody (14.1–15.7)
 
Fiderana an'Andriamanitra (15.8–16.20)