Antiôkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba an'i Torkia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-45:
Tamin'ny taonjato faha-4 sy faha-5 dia nisy sekoly teolojika izay nandray anjara tamin'ny fifandirana teolojika tamin'izany fotoana izany izay nanohana ny tokony handraisana ara-bakiteny ny zavatra voasoratra ao amin'ny [[Biboly]]. Nalaza tamin'izany i Diodora avy any Tarsy, i Teodoro avy any Mopsoestia (atao hoe koa Teodoro avy any Antiokia), i Teodoreto avy any Kiro ary indrindra i Joany Krisostomo. Nanohitra indrindra ny sekolin'i Aleksandria izay nanohana ny fandraisana an-tsarinteny (alegorika) ny [[Soratra Masina]].
 
=== Andro antenantenanyAntenantenany ===
Nisy horohorontany nadrava ny tanàna tamin'ny taona 526, ka olona miisa 250 000 no tra-pahavoazana tamin'izany, avy eo babon'ny Persina sy norobainy tamin'ny taona 540 ka na ankamaroan'ny mponina tao dia natao sesitany tany amin'ny manodidina an'i Ekbatana. Namboarin'i Jostiniano indray ilay tanàna ka nanamboarany manda sady nomeny anarana hoe ''Theoupolis'' ("Tanàn'Andriamanitra").
 
Andalana faha-54:
Azon'ireo Kristiana nanao kroazada i Antiokia tamin'ny taona 1098 rehefa avy natao fahirano nandritra ny valo volana. Taorian'ny fandresen'i Saladin tamin'ny ady tao Hattin tamin'ny taona 1187. Azon'ilay soltana mamelòka atao hoe Baybars ny tanàna tamin'ny taona 1268 ka tapitra tamin'izay ny fisian'ny kristianisma tao Siria.
 
=== Andro vaovaoVaovao ===
Azon'ny Torka i Antiokia tamin'ny taona 1489 ka nasiany tobi-milisy (torka: ''Yeniçeri''). Lasa tanana mitokana i Antiokia ka tsy nandalovan'ny lalana fivezivezen'ny varotra mankany Alepo (fr.: ''Alep''; angl: ''Aleppo''; arabo: ''Ḥalab''), tanàna any Siria. Ireo sambo avy any Eoropa dia mampidina entana ao Aleksandreta na Iskenderona (torka: ''İskenderun'') tamin'ny taonjato faha-17. Ny entam-barotra dia nandray ny lalana makany Alepo izay ahitana solontena eoropeana ka isan'izany ny an'i Frantsa nanomboka tamin'ny nanjakan'i François I. Tsy ao Antiokia intsony no nanaovana ny raharaham-barotra fa any an-kafa.
 
Andalana faha-66:
 
* [[Torkia]]
*[[Siria]]
 
== Loharano ==