Bouches-du-Rhône: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Vargenau (dinika | fandraisan'anjara)
Vargenau (dinika | fandraisan'anjara)
k liens
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Bouches-du-Rhône departement locator map.svg|240px|ankavanana|thumb|Ny departemantan'i Bouches-du-Rhône (miloko mena)]]
 
I '''Bouches-du-Rhône''' dia departemanta frantsay ao amin'ny [[Provence-Alpes-Côte d'Azur]] (PACA). Eo ambaravaron'ny renirano Rhône no misy ilay departemanta ary noho izany izy no mitondra ny anarana hoe ''Bouches-du-Rhône'' (Ambavaranon'i Rhône). Ny kaody INSEE sy kaodim-paositra ho an'i Bouches-du-Rhône dia 13.
 
== Jeografia ==
 
Ny renivohitr'ilay departemanta dia [[Marseille]], anisan'ny tanàna lehibe indrindra ao [[Frantsa]] (1,3 tapitrisa mpo.) Ny isam-ponina manontolo dia 2 tapitrisa mponina ary 5 087km² ny velarantany. Ny isan'ny kaominina ao amin'ilay departemanta dia 119 anaty fivondronana efatra, ary Kantôna 57.
 
{{vangovango}}