Jôsefa (vadin' i Maria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Andalana faha-1:
I [[Josefa (vadin'i Maria)|Josefa]] dia lehilahy jiosy izay ambaran'ny [[Filazantsara sinoptika]] fa taranak'i [[Abrahama]] sy ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]]. Fofombadin'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] izay bevohoka noho ny asan'ny [[Fanahy Masina]] ary avy naka vady an'i Maria taloha kelin'ny nahaterahan'i [[Jesosy]] izy ka lasa ray mpitaiza an'i Jesosy izy fa tsy ray niteraka azy. Asehon'ny Filazantsara ho "lehilahy marina" izay nandray an'i Maria sy ny zanany izy rehefa nandre ny hafatry ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]. Mpandrafitra i Josefa, araka ny Filazantsara. Voaresaka ao koa ny niakarany tany Jerosalema tamin'ny faha-12 taonan'i Jesosy tany amin'ny [[Tempoly]] ka izany no niresahana azy farany. Miresaka ny amin'i Josefa koa ny [[Apokrifan'ny Baiboly|boky apokrifa]] sasany.
 
== Jereo koa: ==