Hanokatra ny renilisitra

Modifications

k
Rohy
Tao amin'ny Fiangonana kopta sy teo amin'ireo mpianatr'i Eotikesy avy any Konstantinopoly no tena nampatanjaka ny monofizisma. Noho izany dia napotraky ny Fiangonana Lehibe ka nisaraka taminy ireo monofizita tamin'ny taonjato faha-6.
 
Tamin'ny endriny atao hoe [[miafizisma]] dia ampianarin'ny Fiangonan'ny konsily telo ny monofizisma. Ireto avy ireo Fiangonana monofizita izay atao hoe koa [[Fiangonana tsy Kalkedoniana]]: ny Fiangonana apostolika armeniana, ny Fiangonana kopta ortodoksan'i Ejipta, ny Fiangonana kopta ortodoksan'i Etiopia, ny Fiangonana siriaka ortodoksa (na jakobita) ary ny Fiangonana sirianan'i India Atsimo.
 
== Jereo koa: ==
12 158

modifications