Kristôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[kristolojia]] dia taranja ao amin'ny teoljia[[teolojia dogmatika]] kristiana izay mianatra sy mandinika ny amin'ny persona sy ny fampianarana ary ny asan'i [[Jesosy]] amin'ny maha Kristy azy, indrindra ny amin'ny fomban'i Jesosy sy ny fifandraisany amin'Andriamanitra: i Jesosy ve zanak'Andriamanitra, zanaka natsangany, olombelona tsy misy fangarony, sa Andriamanitra tsy misy fangarony ? Izany ny fandinihana ao amin'izany taranja izany dia miainga avy amin'ny anaram-boninahitra omena an'i Jesosy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], toy ny hoe Kristy, Tompo, Zanak'Andriamanitra, Mesia, sady mandinika koa ny amin'ny maha-izy-azy an'i Kristy sy ny hevitry ny anaram-boninahitra hoe Kristy.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-8:
* [[Soteriolojia]]
* [[Eskatolojia]]
*[[Arianisma]]