Sobordinatianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Andalana faha-1:
Ny [[sobordinatianisma]] na [[Sobordinatianisma|sobordinationisma]] dia firehana teolojika kristiana izay mampianatra ny maha ambany fahefan'ny [[Andriamanirea Ray|Ray]] an'i [[Jesosy]] sy ny [[Fanahy masinaMasina]]. Ambany fahefan'ny Ray i Jesosy noho izy noforonin'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] ary noho ny Ray izay sady tsy nateraka no [[Fihoa-draha|mihoa-draha]].
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''sobordinatianisma'' sy ''sobordinationisma'' dia fanagasiana ny teny frantsay hoe ''subordinatianisme'' sy teny anglisy hoe ''subordinationism'' sady avy aminnyamin'ny teny hoe ''subordination'' izay midika hoe "fahambany fahefana".
 
== Fivoaran'ny soborditatianisma ==
Tamin'ny voalohany dia nenti-niady tamin'ny fivavahana amina [[politeisma]] (fivavahana amin'andriamanitra maro) izay nahiahina ho voizin'ny teolojia vaovao, indrindra ny [[diteisma]] (fivavahana amin'andriamanitra roa), nyno nampivoarana izany teolojia izany. Nampianatra ny sobordinatianisma ny [[rain'ny Fiangonana]] toa an'i Origenesy sy ireo firehana tsy nanaraka ny fampianarana ny Trinite andalam-piforonana sady tsy fantatra.
 
Niely nanomboka tamin'ireo taona voalohandohan'ny nisian'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izany fampianarana izany. maro ny endrika nisehoan'ny sobordinatianisma teo antenantenan'ny taonjato faha-4. Tsy manao an'i Jesosy ho Andriamanitra ny mpomba ny sobordinatianisma ka mifanakaiky tanteraka amin'ny [[arianisma]] na endrika isehoan'ity farany.