Dôketisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[doketisma]] dia fampianaram-pinoana niseho tamin'ireo taonjato voalohandohany nampisy ny [[Fivavahana kristiana]] izay milaza fa i [[Jesoa]] dia tsy nanana vatana azotena tsapain-tananaizy fa zavatra miseho ety ivelany tsy tena izyfotsiny izany. Nohelohin'ny Fiangonana izany ka isan'ireo ataoataony hoe fampianaran-diso na finoan-diso (grika: ''heresia'').
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-13:
Tsy ahitana firesahana mivantana moba ny doketisma ny ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] nefa nahazo vahana io fampianarana io tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3, tamin'ny nifanojoany amin'ny [[gnostisisma]] izay nifanohana aminy. Ireo [[Rain'ny Fiangonana]] tamin'ny fotoan'androny dia nanohitra mafy ny doketisma, indrindra fa i Ignasio avy any Antiokia sy i Ireneo, nanomboka tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-2.
 
Notsipahin'ny mpivory tamin'ny Konsily voalohany tao Nikea tamin'ny taona 325 ny doketisma. Taty aoriana dia nanameloka ny doketisma ny Konsily tao Kelkedona tamin'ny taona 451. Ny [[Fiangonana Katolika]] sy ny Fiangonana Ortodoksa Tatsinanana sy ny [[Fiangonana Ortodoksa Koptan'i Aleksandria]] ary ny [[Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] dia manao ny doketisma ho fampianaran-diso. Manao torak'izany koa ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana hafa izay nandray ny fehin-kevitr'ireo [[Konsily|konsili]]<nowiki/>n'ny Fiangonana tany aloha.
 
 
Notsipahin'ny mpivory tamin'ny Konsily voalohany tao Nikea tamin'ny taona 325 ny doketisma. Taty aoriana dia nanameloka ny doketisma ny Konsily tao Kelkedona tamin'ny taona 451. Ny [[Fiangonana Katolika]] sy ny Fiangonana Ortodoksa Tatsinanana sy ny [[Fiangonana Ortodoksa Koptan'i Aleksandria]] ary ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] dia manao ny doketisma ho fampianaran-diso. Manao torak'izany koa ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana hafa izay nandray ny fehin-kevitr'ireo [[Konsily|konsili]]<nowiki/>n'ny Fiangonana tany aloha.
== Jereo koa: ==