Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy fanitsiana
Andalana faha-1:
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana]] na [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksa katolika]] izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksa]] dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny Kosily fito nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny Konsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tandrefanatatsinanana dia hita ao Eoropa Endrefana sy ao Grisia (na Gresy) ary ao Kaokazy. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i Mediteranea sy ao Afrika. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any Atsinanana Afovoany noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa.
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==