34 918
modifications
k (Nanitsy) |
k (Rohy) |
||
Ny [[Apokalipsa voalohan'i Jakoba]], ilay boky apokrifa hita tao amin'ny [[tahirim-bokin'i Nag Hammadi]] dia milaza fa niteny amin'i Jakoba i Jesoa hoe: "Tsy amin'ny tsy antony no niantsoako anao, na dia tsy rahalahiko ara-nofo aza ianao"<ref><small>[http://www.gnosis.org/naghamm/1ja.htmlThe (First) Apocalypse of James]</small></ref>. Izany dia tahirin-kevitra fanampiny momba ny fifandraisan'i Maria amin'ireo rahalahin'i Jesoa, ka ahafahana manazava ny maha virijiny mandrakizay an'i Maria.
== Jereo koa: ==
Ireo [[evanjelin'ny fahazazana]]
* [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana]]
* [[Bokin'ny Fahaterahan'i Maria]]
* [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]]
* [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]]
* [[Evanjely arabon'ny Fahazazana]]
* [[Protevanjelin'i Jakoba]]
== Loharano ==
|
modifications