Tantaran' i Jôsefa Mpandrafitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Andalana faha-11:
Misy milaza fa io lahatsoratra io dia nosoratana tany Ejipta tamin'ny taonjato faha-5. Roa ny dikan-teny mbola ananana amin'izao dia ny amin'ny [[fiteny kopta]] sy ny amin'ny [[fiteny arabo]] ka ny dikan-teny kopta no heverina fa nanoratana azy voalohany indrindra. Naorina tamin'izay voalaza ao amin'ny Protevanjelin'i Jakoba ny ampahany be amin'ny lahatsoratra.
 
Ny [[Apokalipsa voalohan'i Jakoba]], ilay boky apokrifa hita tao amin'ny [[tahirim-bokin'i Nag Hammadi]] dia milaza fa niteny amin'i Jakoba i Jesoa hoe: "Tsy amin'ny tsy antony no niantsoako anao, na dia tsy rahalahiko ara-nofo aza ianao"<ref><small>[http://www.gnosis.org/naghamm/1ja.htmlThe (First) Apocalypse of James]</small></ref>. Izany dia tahirin-kevitra fanampiny momba ny fifandraisan'i Maria amin'ireo rahalahin'i Jesoa, ka ahafahana manazava ny maha virijiny mandrakizay an'i Maria.
 
== Loharano ==