Evanjely armenianan' ny Fahazazana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-2:
 
Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka [[magy]] izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.
 
== Jereo koa: ==
Ireto ny [[evanjelin'ny fahazazana]]:
 
* [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana|Evanjely armenian'ny Fahazazana]]
* ‎[[Bokin'ny Fahaterahan'i Maria]]
* [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]]
* [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]]
* [[Evanjely arabon'ny Fahazazana]]
* [[Protevanjelin'i Jakoba]]