Evanjely armenianan' ny Fahazazana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana|Evanjely armenian'ny Fahazazana]] dia [[Apokrifan'ny Baiboly|evanjely apokrifa]] voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan'ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan'i [[Jesoa]]. Ahitana lovantsofina itambarany amin'ny [[Protevanjelin'i Jakoba]] sy ny [[Evanjelin'i PsodoPseodo-Matio]] ary ny [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]].
 
Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka [[magy]] izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.