Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''''[[Epistily ho an'ny Galatiana''''']] na [[Epistily ho an'''''ny Galatiana|Taratasin'i Masindahy Paoly ho an''''ny Galatianina]] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany [[Galatia]] izany. Teo anelanelan'ny taona 50 sy 60 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==
''Επιστολή προς Γαλάτες / Epistolê pros Galates'' no anarany amin'ny teny grika ary ''Epistula ad Galatas'' kosa amin'ny teny latina.
 
Ny Protestanta malagasy sy ny ankamaroan'ny Kristiana malagasy tsy katolika dia manao hoe ''Epistily ho an'ny Galatiana'' (hafohezina amin'y hoe ''Galatiana'') fa ny Katolika malagasy kosa manao azy hoe ''Epistolà'' na ''Taratasin'i Masindahy Paoly'' ''ho an'ny Galatianina'' (hafohezina amin'ny hoe ''Galatianina'').
 
== Famintinana ==