Fanandroana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
 
==== Ny kintana sy ny antokon-kintana ====
[[Sary:OphiuchusCC.jpg|vignette|196x196px]]
Ny antokonkintana "andalovan'ny Masoandro" miisa telo ambin'ny folo na, raha ny tena marina, ny anaran'izy ireo, dia ampiasaina indrindra amin'ny fanandroana. Ireto ny anaran'ireo antokon-kintana ireo amin'ny teny latina ao amin'ny fanandroana tandrefana: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' ("ombilahy"), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virijina"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Ophiuchus'' (na ''Serpentarius'' "mpitondra bibilava"), ''Sagittarius'' ("mpitondra tsipika"), ''Capricorn'' ("osy-trondro"), ''Aquarius'' ("mpitondra rano") ary ''Pisces'' ("trondro").