Fanandroana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-6:
 
== Zavatra ampiasaina amin'ny fanandroana ==
 
==== Ny Volana sy ny Masoandro ary ny planeta ====
[[Sary:Lune du 19 12 2011.jpg|vignette|192x192px]]
Akoatry ny Volana sy ny Masoandro dia ampiasain'ny mpanandro koa ny kintana sy ny platena. Ireto avy ny anaran'ireo planeta fampiasa tranainy indrindra satria mora hitan'ny maso: i [[Venosy]], i [[Merkora]], i [[Marsa]], i [[Jopitera]] ary i [[Satorna]]. Nanampy azy ireo ny planeta hafa hitan'ny mpahay kintana taty aoriana toa an'i [[Oranosy]] (hita tamin'ny taona 1781), i [[Neptona]] (taona 1846) ary i [[Ploto]] (taona 1930).
 
Ampiasaina koa ny endriky ny fifandraisan'ny Masoandro amin'ny ny Volana na/sy ny planeta na/sy ny kintana iray, izany hoe ny zoro foronin'izy ireo (mifanindry: 0°, mifanohitra: 180°, mahitsizoro: 90°, sns.); torak'izany koa ny fifandraisan'ny Volana amin'ny zava-mitsingevana hafa (kintana, planeta) na ny samy planeta na samy kintana.
Ny antokon-kintana "andalovan'ny Masoandro" miisa telo ambin'ny folo na, raha ny tena marina, ny anaran'izy ireo dia ampiasaina indrindra amin'ny fanandroana. Ireto ny anaran'ireo antokon-kintana ireo amin'ny teny latina: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' ("ombilahy"), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virijina"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Ophiuchus'' (na ''Serpentarius'' "mpitondra bibilava"), ''Sagittarius'' ("mpitondra tsipika"), ''Capricorn'' ("osy-trondro"), ''Aquarius'' ("mpitondra rano") ary ''Pisces'' ("trondro").
 
==== Ny kintana sy ny antokon-kintana ====
Ny fanandroana dia mifandray amin-javatra hafa mety ho tsapan'ny olona toy ny loko, ny karazam-javamanana aina, ny sokajin'olona, ny toerana eo an-tanàna na ao an-trano mifanandrify amin'ny vazan-tany mbamin'ny elanelany (avaratra, atsimo, atsinanana, andrefana sns.), ny andro tsirairay ao amin'ny herinandro (Alatsinainy, Talata, Alarobia sns.), ny fizarazarana ny andro na sy ny alina sns.
[[Sary:OphiuchusCC.jpg|vignette]]
Ny antokon-kintanaantokonkintana "andalovan'ny Masoandro" miisa telo ambin'ny folo na, raha ny tena marina, ny anaran'izy ireo, dia ampiasaina indrindra amin'ny fanandroana. Ireto ny anaran'ireo antokon-kintana ireo amin'ny teny latina ao amin'ny fanandroana tandrefana: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' ("ombilahy"), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virijina"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Ophiuchus'' (na ''Serpentarius'' "mpitondra bibilava"), ''Sagittarius'' ("mpitondra tsipika"), ''Capricorn'' ("osy-trondro"), ''Aquarius'' ("mpitondra rano") ary ''Pisces'' ("trondro").
 
==== Zavatra hafa ====
Ampiasaina koa ny endriky ny fifandraisan'ny Masoandro amin'ny ny Volana na/sy ny planeta na/sy ny kintana iray, izany hoe ny zoro foronin'izy ireo (mifanindry: 0°, mifanohitra: 180°, mahitsizoro: 90°, sns.); torak'izany koa ny fifandraisan'ny Volana amin'ny zava-mitsingevana hafa (kintana, planeta) na ny samy planeta na samy kintana.
[[Sary:Rose des vents antiquité.jpg|vignette|135x135px]]
Ny fanandroana dia mifandray amin-javatra hafa mety ho tsapan'ny olona toy ny loko, ny karazamkarazan-javamanana aina, ny sokajin'olona, ny toerana eo an-tanàna na ao an-trano mifanandrify amin'ny vazan-tany mbamin'ny elanelany (avaratra, atsimo, atsinanana, andrefana sns.), ny andro tsirairay ao amin'ny herinandro (Alatsinainy, Talata, Alarobia sns.), ny fizarazarana ny andro na sy ny alina, ny akora isan-karazany (rano, rivotra, afo, vy, sns.) sns.
 
Ny mpanandro isam-paritra na isam-pirenena eto amin'izao tontolo izao dia tsy voatery hampiasa ireo zavatra rehetra ireo fa mety ny ampahany aminy fotsiny. Mety hifandray amin'ny fisikidiana koa ny fanandroana.
Ligne 19 ⟶ 26 :
 
==== Ny orim-bintana ====
Misy roa ambin'ny folo ny orim-bintana izay mitondra ny anaran'ny antokon-kintan'ny zodiaka, afa-tsy ny ''Ophiuchus'' (na ''Serpentarius'' ("mpitondra bibilava"), dia ireto avy: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' ("ombilahy"), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virijina"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Sagittarius'' ("mpitondra tsipika"), ''Capricorn'' ("osy-trondro"), ''Aquarius'' ("mpitondra rano") ary ''Pisces'' ("trondro").
 
Ireto ny orim-bintana amin'ny teny malagasy mifandray amin'ireo: [[Alahamady]] (''Aries''), Adaoro (''Taurus''), Adizaoza (''Gemini''), Asorotany (''Cancer''), Alahasady (''Leo''), Asombola (''Virgo''), Adimizana (''Libra''), Alakarabo (''Scorpio''), Alakaosy (''Sagittarius''), Adijady (''Capricorn''), Adalo (''Aquarius'') ary Alohotsy (''Pisces'').