Pakistàna : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Nanitatra kely
k (Tsipelina: atao gasy)
k (Nanitatra kely)
 
'''Pakistàna''' dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i [[Azia]]. Izany dia manaraka ny [[India]], [[Iran|Iràna]], [[Afghanistan|Afghanistàna]], ary [[Sina]]. Izany no fomba ofisialy antsoina hoe ny '''Repoblika Islamikan'i Pakistàna'''. Manana morontsiraka lavitra manamorona ny Ranomasina Arabia any atsimo. I Pakistàna dia manana ny isam-ponina fahaenina lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Ny velarantany manontolon'i Pakistàna dia 880.940 km² (miaraka amin'ny tany entin'i Pakistàna Azad Kashmir ary ny Gilgit Baltistàna). Izany dia manao an'i Pakistàna ho firenena faha-34 lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. [[Islamabad]] no renivohitr'i Pakistàna, ary ny tafika pakistaney dia fahafito lehibe indrindra.
 
Atao hoe [[Pakistaney]] na [[Pakistaný]] ny mponina ao Pakistàna.
 
== Anarana ==
14 795

modifications