Jakôba (patriarka hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Nanompo an'Andriamanitra tokana izy ([[monoteisma]]) ka nandova ny fampanantenana natao tamin'ireo razany dia ny hanana taranaka maro izay homena tany mahavokatra, dia ny [[Tany Kanana]]. Nanambady efatra izy ka niteraka an'ireo zanilahy nipoiran'ny foko roa ambin'ny folo. Niharan'ny fanandevozana tany [[Egypta]] ny taranany alohan'ny honenan'izy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy. Tsy ny Baiboly ihany no ahitana ny tantaran'i Jakoba fa ny boky masina sasany toy ny [[Kor'any]] koa.
 
[[Fampirafesana|Nampirafy]] i Jakoba ka ireto ireo vehivavy niterahany: i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] sy i [[Rahely (vadin'i Jakoba)|Rahely]] sy i [[Zilpa]] ary i [[Bila (vadin'i Jakoba)|Bila]]. Ny roa voalohany, izay mpirahavavy zanak'i Labàna, no tena vadiny fa ny roa farany dia mpanompo vaviny.
 
Ireto avy ireo zanak'i Jakoba tamin'ireo vehivavy efatra ireo: