Jodà (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:The Phillip Medhurst Picture Torah 259. Judah. Genesis cap 49 vv 9-12. De Geyn.jpg|vignette|337x337px|''I Joda'', nataon'i Philip De Vere ]]
I [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]] (hebreo: יְהוּדָה‎ <small>/</small> ''Yehuda'') dia lehilahy voaresaka ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanaka fahefatr'i [[Jakoba]] tamin'i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] izy. Izy ilay nandresy lahatra ireo rahalahiny hivarotra an'i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] tamin'ireo Ismaelita mpividy olona fa tsy hamono azy (Gen. 36.26-27); izy no niantoka ny hampodiana an'i [[Benjamina]] faralahy eo amin-drainy mba hahafahana mitondra azy any Egipta araka ny sitrapon'ilay manam-pahefana egiptiana (dia i Josefa ihany); izy no nanolotena tamin'io manampahefana ejipsiana io m a ho tazomina ho solon'i Benjamina voampanga ho nangalatra nefa tokony hampodina any amin-drainy.
 
I Joda no nahazo ny tsodranon'i Jakoba ho lehiben'ireo zokiny izay tsy nanaja an-drain'izy ireo satria i [[Robena]] namadika an-drainy noho ny nadriany tamin'i Bila vadin-drainy ary i [[Simeona (zanak'i Jakoba)|Simeona]] sy i [[Levy]] nahatezitra an-drainy tamin'ny namonoan'izy ireo ny lehilahy rehetra tao Sikema.