Torah: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Torah''' (תּוֹרָה), izay midika hoe "lalàna", dia fitambaran’ireo boky dimy voalohany ao amin’ny Baiboly amin'ny teny hebreo ([[Tanakh]]). Izy no fizaràna voalohany ao amin'ny Tanakh, eo alohan'ny [[Nevi'im]] sy ny [[Ketuvim]]. Atao hoe "Boky dimin'i Mosesy" izy ireo. Ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana ireto ireo boky ireo: ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]] sy ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] sy ny [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]] sy ny [[Bokin'ny Nomery|Nomery]] ary ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Ny fitambaran’ireo no tondroina amin’ny hoe [[Pentateoka]] na [[Boky dimin'i Mosesy|Boky dimin’i Mosesy]] ao amin’ireo asa soratra kristiana.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe תּוֹרָה / ''Torah'' dia teny hebreo izay midika hoe "lalàna".
 
== Ireo boky ao amin'ny Torah ==