Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Andalana faha-1:
[[Sary:Pasquale Ottino San Marcos escribe sus Evangelios al dictado de San Pedro Musée des Beaux-Arts, Bordeaux.jpg|vignette|''Manoratra ny Vaovao Mahafaliny i Marka araka ny soratononina ataon'i Petera,'' nataon'i Pasquale Ottino taimn'ny taonjato faha-17]]
Ny '''''[[Filazantsara araka an'i Marka''''']], na [[Filazantsara araka an'''''Filazantsarani Marka|Vaovao Mahafaly araka an'i Marka''''',]] na '''''Vaovao'''''[[Filazantsara araka an'''''Mahafalyi Marka|Evanjeky araka an'i Masindahy Marka''''',]] dia faharoa amin'ny [[Filazantsara]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Ny asa nataon'i [[Jesosy]] (na [[Jesoa]]) no tian'ny mpanoratra hampitaina: asehony i Jesosy eo am-panatanterahana ny asany amin'ny fanasitranana ny marary, amin'ny fampitomboana isa ny mofo ho an'ny vahoaka. Izany asa izany dia manaporofo ny maha avy amin'Andriamanitra an'i Jesosy. Tsy latsaky ny 18 ny isan'ireo fahagagana tantarainy. Ao amin'ny andininy voaolohany fotsiny dia efa milaza sahady ny mpanoratra fa i Jesosy no "Zanak'Andriamanitra" (Mar. 1.1) ary any amin'ny faran'io Vaovao Mahafaly io dia taterin'ny mpanoratra ny resak'ilay manamboninahira miaramila romana teo am-pototry ny hazofijaliana hoe: "Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io" (Mar. 15.39).
 
Ny fahagagana nataon'i Jesosy anefa tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr'i Jesosy fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan'i Jesosy ho toy ny fiomanany amin'ny hahafatesany. Im-betsaka i Jesosy no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Vaovao tsara anefa izany fahafatesany izany satria izany no mahatanteraka ny faminanian'i Isaia (Is. 53.12): avy i Jesosy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Mar. 10.45) sady araka ny efa nambarany dia hitsangana amin'ny maty izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak'Andriamanitra.
Andalana faha-108:
* Ny nitsofan’i Jesosy rano ny ankizy madinika (10.13-16)
 
==== Ireo resaka nataon’i JesoaJesosy teny an-dalana mankany Jerosalema (Mar. 10.17-31) ====
* Ilay lehilahy mpanakarena (10.17-22)
* Ny loza azo avy amin’ny harena (10.23-27)