Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-11:
Ny Katolika malagasy dia miantso azy hoe ''Evanjeky araka an'i Masindahy Joany'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Joany'' fa ny Protestanta malagasy kosa manao hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'' na ''Filazantsara nosoratan'i Jaona''. ''Vaovao Mahafaly araka an'i Joany'' (na ''Jaona'') na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Joany'' (na ''Jaona'') koa no azo iantsoana azy.
 
I [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina araka ny lovatsofina krostiana ho nanoratra io Evanjely fahefatra io. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Jereo koa ==