Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisika teny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Johannesminne BNM.jpg|vignette|''I Jesoa sy ilay mpianatra tiany indrindra'']]
Ny '''''Filazantsara araka an'i Jaona''''', na '''''Filazantsaran'i Jaona''''', na '''''Jaona''''', dia [[Filazantsara]] fahefatry ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. TsyMandresy isan'ireolahatra [[Filazantsarany synoptika]]mpamaky izyazy kany miavakampanoratra tanterakafa amin'ireoi teloJesosy voalohanhyno ilay Mesia nadrasan'i Israely, dia ny [[FilazantsaraZanak'Andriamanitra arakaavy anho Mpamonjy izao tontolo izao (Joa. 4.42). Amin'ny fisehoan'i Matio|Matio]],Jesosy voalohany imasom-bahoaka dia mizara roa ny [[Filazantsarampihaino arakaazy: an'iao Marka|Marka]]ireo manaraka azy ary nyao [[Filazantsarakoa arakaireo an'imimenomenona Lioka|Lioka]]sy manohitra azy (Joa. Aotoko 1 - 4) noho izy milaza amin'ny [[Eglizytenany Katolikafa Apostolikanirahina Romanamba hanambara ny zavatra hitany teo amin'Andriamanitra (MadagasikaraLio. 3.32)|Eglizy. KatolikaMilaza Romanany etotenany Madagasikara]]ho diaFiainana, '''''EvanjelyFahazavana arakamanafaka anamin'iny Joany'''''haizina, naFahamarinana '''''Evanjelin'imanafaka Joany''''amin'ny lainga izy: izy tenany no fiantsoanaTompo. Eo am-pandrenesana izany rehetra izany dia nanameloka azy. Teony anelanelanankabetsahan'ny taonaolona 80nefa sytsy 110vitsy koa ireo izay natoky an'ity Mpitondra hafatra ity: "Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no nanoratanamanana azyny tenin'ny fiainana mandrakizay." (Joa. 6.68).
 
Niafara tamin'ny fitsarana sy famonoana an'i Jesosy izany fifanoherana sesilany nandritra ny telo taona nifaneraserany tamin'ny vahoaka izany (Joa. toko 13 - 19). Nefa natsangan'Andriamanitra ho velona mandrakizay izy. Izany no manaporofo fa ireo teny rehetra noteteniny dia marina daholo. Izany no nahatonga an'i Tomasy ho resy lahatra ka nanao hoe: "Tompoko sy Andriamanitro" (Joa. 20.28). Manasa ny mpamaky azy mba hanao sahala aMin'i Tomasy koa ny mpanoratra ny Evanjely fahefatra, satria hoy izy: "fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin'ny anarany, raha mino ianareo." (Joa. 20.31).
 
Tsy isan'ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptika]] ny Filazantsaran'i Jaona ka miavaka tanteraka amin'ireo telo voalohany, dia ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] ary ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'', na ''Evanjely araka an'i Joany'', dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Kατὰ  Ἰωάννην εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Iōánnēn euangélion''. Amin'ny teny latina dia ''Evangelium secundum Ioannem'' no iantsoana azy.
 
Ny Katolika malagasy dia miantso azy hoe ''Evanjeky araka an'i Masindahy Joany'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Joany'' fa ny Protestanta malagasy kosa manao hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'' na ''Filazantsara nosoratan'i Jaona''. ''Vaovao Mahafaly araka an'i Joany'' (na ''Jaona'') na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Joany'' (na ''Jaona'') koa no azo iantsoana azy.
 
I Jaona apostoly no hverina araka ny lovatsofina krostiana ho nanoratra io Evanjely fahefatra io. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Jereo koa ==