Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Taona nanoratana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nanisy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Pasquale Ottino San Marcos escribe sus Evangelios al dictado de San Pedro Musée des Beaux-Arts, Bordeaux.jpg|vignette|''Manoratra ny Vaovao Mahafaliny i Marka araka ny soratononina ataon'i Petera,'' nataon'i Pasquale Ottino taimn'ny taonjato faha-17]]
Ny '''''Filazantsara araka an'i Marka''''', na '''''Filazantsaran'i Marka''''', na '''''Vaovao''''' '''''Mahafaly araka an'i Marka''''', dia faharoa amin'ny [[Filazantsara]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. IsanNy asa nataon'ireoi [[Filazantsara synoptikaJesosy]] izy. Ny(na [[KatolikaJesoa]]) diano manaotian'ny azympanoratra hoe koahampitaina: asehony i Jesosy eo am-panatanterahana ny asany amin'ny fanasitranana ny marary, amin''''Evanjelyny arakafampitomboana isa ny mofo ho an'iny Markavahoaka. Izany asa izany dia manaporofo ny maha avy amin''''' na '''''EvanjelinAndriamanitra an'i MarkaJesosy. Tsy latsaky ny 18 ny isan'ireo fahagagana tantarainy. Ao amin'ny andininy voaolohany fotsiny dia efa milaza sahady ny mpanoratra fa i Jesosy no "Zanak'Andriamanitra" (Mar. 1.1) ary any amin'ny faran'io TeoVaovao Mahafaly io dia anelanelantaterin'ny taonampanoratra 60ny syresak'ilay 75manamboninahira nomiaramila nanoratanaromana azyteo am-pototry ny hazofijaliana hoe: "Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io" (Mar. 15.39).
 
Ny fahagagana nataon'i Jesosy anefa tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr'i Jesosy fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan'i Jesosy ho toy ny fiomanany amin'ny hahafatesany. Im-betsaka i Jesosy no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Vaovao tsara anefa izany fahafatesany izany satria izany no mahatanteraka ny faminanian'i Isaia (Is. 53.12): avy i Jesosy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Mar. 10.45) sady araka ny efa nambarany dia hitsangana amin'ny maty izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak'Andriamanitra.
 
Ny Filazantsaran'i Marka dia nosoratana ho an'ireo Kristiana avy amin'ny [[Jentilisa]] (na [[Jentily]]) izay tokony hanazavana tsara ireo fitenenana avy amin'ny [[fiteny arameana]] sy [[Fiteny hebreo|hebreo]] ary tokony hanazavana ny fomba amam-panao jiosy. Isan'ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptika]] ny Filazantsaran'i .Marka. Teo anelanelan'ny taona 60 sy 75 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'', na ''Evanjely araka an'i Marka'', dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Kατὰ Μάρκον εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Markon euangélion''. Amin'ny teny latina dia ''Evangelium secundum Marcum'' no iantsoana azy.
 
Ny Protestanta malagasy dia manoratra hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'' na ''Filazantsara nosoratan'i Marka''. Ny Katolika malagasy kosa dia manoratra hoe ''Evanjely araka an'i Masindahy Marka'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Marka''. Fiteny ihany koa ny hoe ''Vaovao Mahafaly araka an'i Marka'' na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Marka''.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Ligne 11 ⟶ 17 :
 
==== Ny fisehoan’i Jesosy voalohany (Mar. 1.1-45) ====
* I [[Joany mpanao batisa|Jaona mpanao batisa]] sy ny nanaovany batisa an’i JesoaJesosy (1.1-11)
 
* I Jesoa tany an-tany efitra (1.12-13)
 
* Ny nanombohan’i JesoaJesosy ny asany (1.14-15)
 
* Ny niantsoan'i JesoaJesosy ny mpianany efatra voalohany (1.16-20)
 
* I JesoaJesosy tany [[Kapernaomy]] nanasitrana demoniaka (1.21-28)
 
* Ny nanasitran'i JesoaJesosy ny rafozambavin'i Simona sy olona hafa (1.29-34)
 
* Ny fitetezan'i JesoaJesosy an'i [[Galilia (faritra)|Galilia]] (1.35-39)
 
* Ny nanasitranan'i JesoaJesosy ilay boka (1.40-45)
 
==== Ny tsy fankasitrahan’ny mpanohitra an’i JesoaJesosy (Mar. 2.1-3.6) ====
* Ny nanasitranana ilay olona malemy (2.1-2.12)
 
* Ny niantsoan'i JesoaJesosy an'i Levy (2.13-14)
* Niara-nisakafo tamin'ny mpanota i JesoaJesosy (2.15-17)
* Tsy nifady hanina ny mpianatr’i JesoaJesosy (2.18-22)
* Ireo salohim-bary notazana tamin’ny andro sabata[[Sabata (jiosy)|Sabata]] (2.23-28)
* Ny nanasitranan'i JesoaJesosy ilay maty tanana tamin’ny andro Sabata (3.1-6)
* Ny fanasitranana nataon’i JesoaJesosy teo amoron-dranomasina (3.7-12)
 
==== Ny fianakaviana sy ny mpianatr’i JesoaJesosy (3.13-35) ====
* Ny fiantsoana ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] roa ambin’ny folo (3.13-19)
* Ireo fianakavian'i JesoaJesosy (3.20-21)
* Ny fanaratsian'ny mpanora-dalàna an'i JesoaJesosy (3.22-30)
* Ny tena fianakavian’i JesoaJesosy (3.31-35)
 
==== Ireo fanoharana efatra (Mar. 4.1-34) ====
* Ny fanoharana ny amin’ny mpamafy (4.1-9)
* Ny antony ampiasan'i JesoaJesosy fanoharana (4.10-12)
* Ny fanazavan'i JesoaJesosy ilay fanoharana ny amin’ny mpamafy (4.13-20)
* Ny fanoharana ny amin’ny jiro saromana vata famarana (4.21-25)
* Ny fanoharana ny amin'ny voa naniry ho azy (4.26-29)
Ligne 52 ⟶ 58 :
* Ny teny amehezan’i Jesosy ny lanjan’ireo fanoharana (4.33-34)
 
==== Ireo fahagagana hafa nataon’i JesoaJesosy (Mar. 4.35-5.43) ====
* Ny nampitsaharan'i JesoaJesosy ny tafio-drivotra mahery (4.35-41)
* Ilay olona azon'ny devoly tany Gergesà / Gerasena (5.1-20)
* Ilay vehivavy nitsi-dra sy ny fananangana ny zanak’i Jairo tamin’ny maty (5.21-43)
 
==== Ny fandavana an’i JesoaJesosy sy ny fanambarany ny hahafatesany (Mar. 6.1-6.29) ====
* Ny fitsidihan’i JesoaJesosy an’i [[Nazareta]] sy ny fandavana azy tao (6.1-6)
* Ny nanirahan’i JesoaJesosy ireo Apostoly (6.7-13)
* Ny nahafatesan’i Jaona mpanao batisa (6.14-29)
 
==== Ireo fahagagana nataon’i JesoaJesosy (6.30-56) ====
* Ny fampitomboan’i JesoaJesosy ny isan’ny mofo ho an’olona dimy arivo (6.30-44)
* Ny nandehanan’i JesoaJesosy teny ambony rano (6.45-52)
* Ireo fanasitranana nataon’i JesoaJesosy tany Genesareta (6.53-56)
 
==== Ireo adihevitra isan-karazany (7.1-23) ====
Ligne 72 ⟶ 78 :
* Ny amin’ny fampianarana ny madio sy ny maloto (7.14-23)
 
=== I JesoaJesosy tany ivelan'i Galilia (Mar. 7.24 - 10.52) ===
 
==== Ireo fahagagana nataon’i JesoaJesosy (7.24-8.10) ====
* Ny fanasitranana ny zanakavavin’ilay vehivavy Foenisiana (7.24-30)
* Ny nanasitranan’i JesoaJesosy ilay moana marenina (7.31-37)
* Ny nanamaroan’i JesoaJesosy ny mofo ho an’olona efatra arivo (8.1-10)
 
==== Adihevitra tamin’ireo Fariseo (8.1-21) ====
* Ny nangatahan’ny [[Fariseo]] famantarana tamin’i JesoaJesosy (8.11-13)
 
* Ny masirasiran’ny Fariseo sy ny an’i Heroda (8.14-21)
 
==== Ireo fahagagana nataon’i JesoaJesosy sy ny hahafatesany (8.22-26) ====
* Ny fanasitranan’i JesoaJesosy ny jamba tao [[Betsaida]] (8.22-26)
* Ny fiaikem-pinoan’i [[Petera]] ny amin’i JesoaJesost (8.27-30)
* Ny fanambaran’i JesoaJesosy voalohany ny hijaliany sy ny hahafatesany (8.31-33)
* Ny fepetra hanarahana an’i JesoaJesosy (8.34-9.1)
* Ny fiovan-terehin’i JesoaJesosy teo an-tendrombohitra (9.2-8)
* Ny fanontaniana ny amin’i [[Elia]] (9.9-13)
* Ny nanasitranan’i Jesosy an’ilay mararin’ny androbe (9.14-29)
* Ny nanambaran’i JesoaJesosy ny hijalianthijaliany sy ny hahafatesany (9.30-32)
 
==== Ny fanjakan’Andriamanitra sy ny fanarahana an’i JesoaJesosy (9.33-10.12) ====
* Ny lehibe indrindra eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra[[fanjakan'Andriamanitra]] (9.33-37)
* Ny fampiasana ny anaran’i JesoaJesosy (9.38-40)
* Ny hatao amin’izay tia na mankahala ny mpianatr’i JesoaJesosy (9.41-42)
* Ny fanafintohinana (9.43-50)
* Ny amin’ny fisaraham-panambadiana (10.1-12)
* Ny nitsofan’i JesoaJesosy rano ny ankizy madinika (10.13-16)
 
==== Ireo resaka nataon’i Jesoa teny an-dalana mankany Jerosalema (Mar. 10.17-31) ====
Ligne 106 ⟶ 112 :
* Ny loza azo avy amin’ny harena (10.23-27)
* Ny valisoa ho azon’izay mahafoy harena (10.28-31)
* Ny fanambaràn’i JesoaJesosy fanintelony ny hijaliany sy ny hahafatesany (10.32-34)
* Ny fangatahan’i Jakoba sy i Jaona zanak’i Zebedio (10.35-40)
* Ny lehibe tsy maintsy manompo (10.41-45)
* Ny nanasitranan’i JesoaJesosy an’i Bartimeo jamba (10.46-52)
 
=== I JesoaJesosy tany Jerosalema (Mar. 11.1 - 13.36) ===
 
==== Ny nanadiovan’i JesoaJesosy ny tempoly (11.1-33) ====
* Ny nidiran’i JesoaJesosy tao Jerosalema (11.1-11)
* Ilay aviavy tsy namoa (11.12-14)
* Ny nandroahan’i Jesosy ireo mpivarotra tao an-tempoly (11.15-19)
* Ny lesona avy amin’ilay aviavy maina (11.20-26)
* Ny fanontaniana ny amin’ny fahefan’i JesoaJesosy (11.27-33)
 
==== Ny fanontanian’ireo Fariseo sy ny fitsikeran’i JesoaJesosy azy (12.1-44) ====
* Ny fanoharana ny amin’ny mpamboly voaloboka ratsy fanahy (12.1-12)
* Ny amin’ny hetra aloa ho an’i Kaisara (12.13-17)
Ligne 126 ⟶ 132 :
* Ny didy lehibe indrindra (12.28-34)
* I Kristy – zanak’i Davida nefa Tompony koa (12.35-37)
* Ny fanamelohan’i JesoaJesosy ny [[fariseo]] sy ny [[mpanoradalàna]] (12.38-40)
* Ny rakitr’ilay vehivavy mpitondratena (12.41-44)
 
==== Ny nilazan’i JesoaJesosy ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny andro farany (13.1-37) ====
* Ny nilazan’i JesoaJesosy ny amin’ny haharavan’ny Tempoly (13.1-2)
* Ny toriten’i JesoaJesosy ny amin’ny [[andro farany]] (13.3-4)
* Ny fiandohan’ny fahoriana (13.5-13)
* Ny fahoriana hihatra amin’i Jerosalema (13.14-23)
* Ny hisehoan’ny Zanak’olona amim-boninahitra (13.24-27)
* Ny fanoharana ny amin’ny aviavy (13.28-32)
* Ny fampiambenana nataon’i JesoaJesosy (13.33-37)
 
=== Ny fijalian’i JesoaJesosy sy ny fitsanganany ho velona (Mar. 14.1-16.19) ===
 
==== Ny fiomanan’i JesoaJesosy amin’ny fisamborana sy ny famoniana azy (14.1-42) ====
* Ny teti-dratsy hamonoana an’i JesoaJesosy (14.1-2)
* Ny nanosoran’ilay vehivavy menaka an’i JesoaJesosy tao Betania (14.3-9)
* I [[Jodasy Iskariota|Jodasy]] sy ireo lohan’ny mpisorona (14.10-11)
* Ny fanomanana ny sakafon’ny [[Paska jiosy|Paska]] (14.12-16)
* Ny nanambaràn’i JesoaJesosy izay  hamadika azy (14.17-21)
* Ny sakafo harivan’ny Tompo (14.22-25)
* Ny nilazan’i JesoaJesosy mialoha ny handavan’i Petera azy (14.26-31)
* I JesoaJesosy tao [[Getsemane]] nivavaka (14.32-42)
 
==== Ny fisamborana sy ny fitsarana ary ny fanomboana an’i JesoaJesosy (14.43-15.47) ====
* Ny nisamborana an’i JesoaJesosy (14.43-52)
* I Jesoa teo anatrehan’ny [[Sinedriona]] (14.53-65)
* Ny nandavan’i Petera an’i JesoaJesosy (14.66-72)
* Ny nanadinan’i [[Pilato]] an’i JesoaJesosy (15.1-5)
* Ny nanamelohana ho faty an’i JesoaJesosy (15.6-15)
* Ny nampisatrohana tsilo an’i JesoaJesosy (15.16-19)
* Ny lalan’ny hazofijaliana (15.20-22)
*Ny namantsihana an’i JesoaJesosy teo amin’ny hazofijaliana (15.23-32)
 
==== Ny nahafatesan’i Jesoa sy ny nandevenana ary ny nitsanganany ho velona (16.1-20) ====
* Ny nahafatesan’i JesoaJesosy (15.33-41)
* Ny nandevenana an’i JesoaJesosy (15.42-47)
* Ny nitsanganan’i JesoaJesosy ho velona (16.1-8)
* Ny nisehoan’i JesoaJesosy tamin’i [[Maria Magdalena]] (16.9-11)
* Ny nisehoan’i JesoaJesosy tamin’ny mpianatra roa (16.12-13)
* Ny nisehoan’i JesoaJesosy tamin’ny mpianany iraika ambin’ny folo (16.14-18)
* Ny [[niakaran’i JesoaJesosy any an-danitra]] (16.19-20)
 
== Jereo koa ==