27 953
modifications
k (Rohy) |
k (Tsipelina) |
||
Ny '''monoteisma''' dia finoana andriamanitra tokana na finoana ny maha tokana an’Andriamanitra. Ny [[politeisma]],
== Ireo fivavahana abrahamika ==
Tsy mifanaraka amin’ny monoteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan’ireo niforona avy amin’ny [[Reformasiona]] (na Reforma). Izy ireo dia manohana ny atao hoe [[onitarisma|onitarisma,]] izany hoe Andriamanitra dia tsy persona telo fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao Eoropa Atsinanana atao hoe “Rahalahy Poloney”. Ny onitarisma dia niitatra tamin’ny taonjato faha-19 tany amin’ireo firenene anglo-saksona sy tany Amerika Latina. Maro koa ireo fivavahana kristiana izay manohitra ny Trinite, ka isan’ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].
=== Monoteisma ao
Ny fivavahana silamo dia monoteista sahala amin’ny fvavahana jiosy. Ny anaran’Andriamanitra dia Allah. Izany mahatokana an'Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny fanekem-pinoana (arabo: ''Shahâda'') hoe: "Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i Mohamady no irak'Andriamanitra".
|
modifications