Andro farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Andro farany]] na ny [[Andro farany|Faran'andro]] dia ny fahataperan'izao tontolo izao na ny olombelona eto amin'izao tontolo izao. Ny Andro farany dia tsy afa-misaraka amin'ny fiheverana ny tontolo vaovao izay inoana fa efa vonona ny hisolo ny tontolo taloha. Ampahany iray lehibe amin'ny zavatra dinihina ao amin'ny taranja teolojika atao hoe [[eskatolojia]] ny amin'ny Andro farany.
 
== Andro farany araka ireo fivavahana abrahamika ==