Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎Fivoarany : filahatry ny anarana
→‎Fivoarany : filahatry ny anarana
Andalana faha-3:
 
== Fivoarany ==
Niroborobo tokoa ny Fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Rasoamanarivo]] [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire]], vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Rafiringa Louis Raphael Louis]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa.
 
Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny Fiangonana protestanta ka tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....