Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-84:
==== Epistily katolika ====
Ny Epistily katolika dia ireo epistily nosoratana ho an'ny olon-drehetra na ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka fa tsy ho an'olona na fiangonana manokana. Ireto avy izy ireo:
* [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistily nosaratan'i Jakoba]]
* [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera|]]
* [[Epistily voalohanyfaharoa nosaratannosoratan'i Petera]]
* [[Epistily faharoavoalohany nosoratan'i Petera|Epistily faharoa nosaratan'i PeteraJaona]]
* [[Epistily voalohanyfaharoa nosoratan'i Jaona|Epistily voalohany nosaratan'i Jaona]]
* [[Epistily faharoafahatelo nosoratan'i Jaona|Epistily faharoa nosaratan'i Jaona]]
* [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|Epistily fahatelo nosaratan'i JaonaJoda]]
* [[Epistily nosoratan'i Joda|Epistily nosaratan'i Joda]]
 
Ny anaran'ny boky ao amin'ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy ireo nomena eo ambony ireo. Ny hoe ''katolika'' eto dia midika hoe "ho an'ny olon-drehetra", "ho an'ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka". Misy epistily hafa izay tsy voaray ao anatin'ny Baiboly kristiana izay atao hoe [[epistily apokrifa]].