Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-27:
 
==== Filazantsara araka an'i Jaona ====
Ny [[Filazantsara araka an'i Jaona]] dia mamaly ny fanontaniana hoe : "Iza moa i Jesosy?" Ataon'i Jaona hoe "ny Teny" izay namoronananamoronan'Andriamanitra an'izao tontolo izao sy nanomezany aina ny olona rehetra i Jesosy. I Jesosy no ilay zanak'ondrin'Andriamanitra izay manafaka ny fahotan'izao tontolo izao. Izy ilay efa voasoratr'i [[Mosesy]] sy ny [[Bokin'ny Mpaminany|mpaminany]]. Izy no Zanak'Andriamanitra sady mpanjakan'i Israely. Ao amin'io filazantsara io no ahitana ilay vehivavy Samaritana izay homen'i Jesosy rano velona, ny nananganany an'i Lazarosy tamin'ny maty, ny tsy fatokian'i Tomasy ny amin'ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty. Manao ny tenany ho mofo velona sy fahazavan'izao tontolo izao sy mpiandry tsara ary divay tsara koa i Jesosy. Ny Filazantsaran'i Jaona dia mitantara ny [[fahagagana]] fito nataon'i Jesosy izay ataony hoe "famantarana". Ny handresy lahatra ny mpamaky ny amin'ny maha [[Mesia]] sy Zanak'Andriamanitra an'i Jesosy no tanjon'ny Filazantsaran'i Jaona.
 
== Ireo filazantsara apokrifa ==