Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Andalana faha-1:
[[Sary:Christus statue temple square salt lake city.jpg|vignette|329x329px]]
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany eto Madagasikara]] dia fiangonana voaorina tamin'ny taona 1993 eto Madagasikara izay sampan'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany maneran-tany. FantatraFantatry ny Malagasy amin'ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna izy. Tamin'ny fiandohan'ny taona 2018 izy dia nisy mpikambana miisa manodidina ny 11 .900 izay mitsinjara amin'ny fiangonana 40 <ref><small>Mindy Anne Selu, [https://www.lds.org/liahona/2016/04/young-adults/measuring-blessings-in-madagascar "Ireo Fitahiana Manao Fitokisana eto Madagasikara"]</small></ref>.
 
== Tantarany ==
Tamin'ny taona 1986 tany Frantsa no nikambanan-dRazanapanala RamianadrisoaRamiandrisoa tamin'ny Olomasin'ny Andro Farany fony izy nandranto fianarana tany ka natao batisa tao Bordeaux any Frantsa tamin'io taona io ihany<ref><small>[https://www.mormonnewsroom.org/facts-and-statistics/country/madagascar/ LDS Newsroom (Madagascar)]</small></ref>. Nody aty Madagasikara izy tamin'ny taona 1989 ka nanomboka nampianatra ny Filazantsara tamina olona vitsy tao an-tranony. Tamin'ny taona 1990 no nananganana ny Fiangonana ka i Razanapanala RamianadrisoaRamiandrisoa no izay lasa filihanyfilohany. Ny misionera voalohany nankaty Madagasikara dia i Fred L. Forsgren sy ny vadiny, dia i Eileen. Tamin'ny taona 1991 no nahatongavany. Voaorina ara-panjakana ny Fiangonana tamin'ny taona 1993 ka niisa 100 eo ho eo ny mpivavaka tao<ref><small>Deseret News Church Almanac, 2005 Edition, p. 370-371</small></ref>. Izany isa izany dia efa 11 881 tamin'ny fiandohan'ny taona 2018<ref><small>[http://www.ldschurchnewsarchive.com/articles/58608/Country-information-Madagascar.html "Country information: Madagascar"], Deseret News Church Almanac (multiple almanacs from various years), Deseret News</small></ref>.
 
Mandraka amin'ny taona 1998 dia teo ambany fanaraha-mason'ny ao Afrika Atsimo ny Fiangonana teto Madagasikara ka tsy nahazo asa fanirahana hitory ny Vaovao Mahafaly manokana ny aty Madagasikara raha tsy tamin'ny taona 1998. Tamin'ny taona 1999 vao vita ny trano fiangonana voalohany teto Madagasikana. I Dominique L. Andriamanantoa no filoha. Nadika tamin'ny fiteny malagasy ny [[Bokin'i Môrmôna]] tamin'ny taona 2000.