Boky faharoan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-23:
 
== Foto-pampianarana ao amin'ny boky ==
Ny Boky faharoan'ny Makabeo dia maneho lohanevitralohahevitra maro avy amin'ny fivavahana jiosy araka ny fampianaran'ny Fariseofariseo izay hita koa ao amin'ny teolojia katolika sy ny teolojia ortodoksa tatsinanana. Ny lohahevitra ara-potopampianaranapoto-pampianarana ao amin'io boky io dia ahitana:
 
* ny vavaka ho an'ny olona efa maty sy ny fanaovana fanati-pisoronana hanesorana ny fahotan'ny matyfahotany (2Mak. 12.42-45);
* ny fahamendrehan'nyfiheverana martirafa mendrika ny hahazo valisoa ny martira;
* ny fanelanelanan'ny ataon'ny olomasinaolona masina (2Mak. 15.11-17) araka ny fivoasan'nyfivoasana kristiana: ny vavak'i Jeremia ao an-danitra dia raisin'ny Katolika ho porofo ara-[[Baiboly]] momba ny fanelanelanana ataon'ny olona masina (2Mak. 15.14)<ref name=":1"><small>James Akin, [http://www.ewtn.com/library/ANSWERS/DEUTEROS.htm Defending the Deuterocanonicals]</small></ref>;
* ny fitsanganan'ny maty ho-ko velona;
* ny firesahana manokana ny amin'ny famoronana avy amin'ny tsy misy (latina: ''creatio ex nihilo'') (2Mak. 7.28).
 
Ireo fanoritsoritana lava momba ireo fampijaliana martiran'i Eleazara sy momba ilay reny sy ny zanany lahy fito (2Mak. 6.18 – 7.42) dia nahatonga ireo Kristiana tamin'ny [[Andro Antenantenany]] hamoron-javatra an-tsaina. Maro ireo fiangonana izay atokana ho an'ireo "martira makabeana" sy isan'ireo olo-malaza talohan'ny andro kristiana izay hita amin'ireony tetiandro katolika momba ireo andro masina. Maro dia maro kokoa izanyizy isa izanyireo ao amin'ny tetiandro ortodoksa tatsinanana. Heverina ho ny modely voalohany ho an'ny tantaran'ny martira tamin'ny Andro Antenantenany io boky io.
 
Ilay mpiady hevitra teolojiaka (apolojista) katolika Jimmy Akin dia nanao fandinihana momba ny voalazan'ny [[Epistily ho an'ny Hebreo]] (Heb. 11.35: "''Ny vehivavy nandray ny azy efa maty, fa natsangana ho velona indray; ary ny sasany nampijalijalina ho faty, nefa tsy mety nanao izay hahafahany, mba hahazoany fitsanganana tsara lavitra''") sady manamarika fa io fanantenana ny fiainana mandrakizay aorian'ny fampijaliana dia tsy hita na aiza na aiza ao amin'ireo boky protokanonika ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] (izany hoe ny [[kanona]] hebreo na kanonan'ny Testamenta Taloha ao amin'ny [[Baiboly protestanta]]), nefa hita ao amin'io boky io (2Mak.7)<ref name=":1" />.
 
== Jereo koa: ==