Boky faharoan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-4:
Voasokajy ho [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ny boky ao amin'ny [[Baiboly katolika|Baiboly kotolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] fa [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] kosa izy ho an'ny Protestanta sy ny Jodaisma. Ny Anglikana dia mihevitra an'io boky io ho ilaina nefa tsy amin'ny fanorenam-pampianarana na amin'ny fanavotana<ref><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref>.
 
Na dia kely kokoa noho ny an'ny boky voalohany aza ny zavatra lazainy momba ny tantaran'ny Jiosy dia loharano ahafantarana ny niantombohan'ny ady teo amin'ny Jodeana sy ny Seleokida io boky io. Ahitana zavatra manakaiky ny lovantsofin'ny [[Fariseo]] koa ao, dia ny vavaka ho an'ny maty izay finoana ny tsy feteza-matin'ny fanahin'olombelona na ny [[fiainana mandrakizay]] sy ny [[fitsanganan-ko velona]] amin'ny Andro fitsarana.
 
== Fanoratana ny boky ==
Nosoratana avy hatrany tamin'ny teny grika ny Boky faharoan'ny Makabeo, mety ho tao Aleksandria tokony ho tamin'ny taona 124 tal. J.K.
 
Ny mpanoratra ny 2Makabeo dia tsy mitonona anarana sady nanamafy fa tsy nanao afa-tsy namintina asa soratra avy amina boky dimin'i Jasona avy any Kirena, izay fantatra anarana nefa very. metyMety ho nosoratana tamin'y taona 100 tal. J.K. sady tokony niafara amin'ny nahafatesan'i Nikanora, sahala amin'ny ao amin'ny 2Makabeo. Tsy fantatra izay zavatra mikasika an'i Jasona ao amin'ny boky, nefa ny savaranonando sy ny teny mialoha ary ny tenim-pieritreretana ara-pitondrantena sasany dia mety avy amin'ny mpanoratra tenany.
 
Olona efa miaina amin'ny kolontsaina grika ny mpanoratra satria nanoratra avy hatrany amin'ny teny grika izy fa tsy nandika avy amin'ny teny hebreo tranainy.
 
Ny mpanao fivoasana sasany ny boky dia milaza fa ireo taratasy nalefa ireo dia natovana taty aoriana - nefa ny sasany hafa indray dia mihevitra fa io indrindra no fototr'ilay asa soratra. Ireo manampahaizana katolika dia mirona amin'ny fiheverana fa tany amin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. no nanaovana ny fanoratana nefa ireo manampahaizana jiosy dia mitovy hevitra fa tokony ho tamin'ny tapany faharoa amin'ny taonjato voalohany tal. J.K. izany.
 
== Famintinana ==
Tsy mitantara amin'ny antsipiriany ny zava-nitranga ny Boky faharoan'ny makabeoMakabeo. Ny toko roa voalohany dia ahitana taratasy roa nosoratan'ny Jiosin'i Jerosalema ho an'ny Jiosy any Ejipta, izay miantso azy ireo ho any amin'ny Tempoly faharoan'i Jerosalema mba hankalaza ny fetin'ny fanadiovana ny Tempoly atao hoe [[Hanoka]] (hebreo: חג החנוכה / ''Hag HaHanukka'' "Fetin'ny fanorenana" na "Fetin'ny fanokanana") sy hahatsiaro ny fandresena noho ny nahafatesan'i Nikanora. Avy eo ny mpanoratra manambara fa hamintina asa soratra ara-tantara anatina boky dimy nosoratan'i Jasona avy any Kirena sady nanomboka ny fitantarany.
 
Indray andro iny mpitantana ny fanaka sy ny volan'ny Tempoly atao hoe Simona tsy nifanaraka amin'ny mpisoron-dehibenmpisoromben'i Israely tsara fanahy atao hoe Oniasy, ny amin'ny ogaronomiaagoranomia (fisoloantenam-panjakana grika amin'ny faritany feheziny). Mba hahatonga azy handresy dia nilaza tamin'i Apoloniosy, governoran'i Siria sy an'i Foinikia, izy fa ny fananan'ny Tempoly dia misy harem-be. Rehefa nandre izany ny mpanjaka Seleokosy IV dia naniraka ny minisitrany atao hoe Heliodora mba haka an-keriny izany harena izany.
 
Nanazava i Oniasy fa ireo vola ireo dia napetraky ny vehivavy mpitondratena sy ny kamboty ary mpanan-karena iray avy amin'ny fianakaviananfianakavian'ny Tobiada atao hoe Hirkana, sady ireo olona ireo dia tsy azo verezin-tombontsoa.
Indray andro i Simona tsy nifanaraka amin'ny mpisoron-dehiben'i Israely atao hoe Oniasy, ny amin'ny ogaronomia. Mba hahatonga azy handresy dia nilaza tamin'i Apoloniosy, governoran'i Siria sy an'i Foinikia, izy fa ny fananan'ny Tempoly dia misy harem-be. Rehefa nandre izany ny mpanjaka Seleokosy IV dia naniraka ny minisitrany atao hoe Heliodora mba haka izany harena izany.
 
== Foto-pampianarana ao amin'ny boky ==
Nanazava i Oniasy fa ireo vola ireo dia napetraky ny vehivavy mpitondratena sy ny kamboty ary mpanan-karena iray avy amin'ny fianakavianan'ny Tobiada atao hoe Hirkana, sady ireo olona ireo dia tsy azo verezin-tombontsoa.
 
== Jereo koa: ==