Andro farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-2:
 
== Andro farany araka ireo fivavahana abrahamika ==
Hita ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] sy [[Jodaisma|jiosy]] ary [[Finoana silamo|silamo]] izany finoana izany. Amin'izy ireo dia midika ho [[fitsarana farany]] ny fanahin'ny olombelona, izay misy ny fanantenana ny fiainana mandrakizay ho an'ireo mpino tsy nivadika, ka noho izany dia tsy fotoana natao hatahorana ny Andro farany na ny Fitsarana farany fa natao hantenaina.
 
==== Andro farany araka ny Jodaisma ====
Ao amin'ny [[Jodaisma]] kosa dia atao hoe Andron'i Iahveh (Andron'i Jehovah) izany fotoana izany izay hiehoanhisehoan'ny fitsarana farany ka izay tsy nanaraka ny fampianaran'ny fivavahana jiosy dia hosazina. Ireo voafidy kosa dia hateraka indray ao amin'ny tontolo vaovao. Voaresaka ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] ny amin'ny Andro farany (ohatra: Dan. 1.41-45; 12.4).
 
==== Andro farany araka ny Kristianisma ====
Hita ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] sy jiosy ary silamo izany finoana izany. Amin'izy ireo dia midika ho Fitsarana farany ny fanahin'ny olombelona, izay misy ny fanantenana ny fiainana mandrakizay ho an'ireo mpino tsy nivadika, ka noho izany dia tsy fotoana natao hatahorana ny Andro farany na ny Fitsarana farany fa natao hantenaina. Ho an'ny Kristiana dia ny Fitsarana farany no tena mampiavaka ny Andro farany izay voavelabelatra ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Bokin'ny Apokalipsa]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ireo [[Milenarisma|fihetsiketsehana milenarista]] kristiana na jiosy na "Andro vaovao" dia mivaofy an'izany ho fanambaràna ny faharavan'izao rehetra izao mba hahafahana manolo azy aminn'y tontolo vaovao mifanaraka amin'ny fandaharan'Adriamanitra<ref><small>Dane Rudhyar, ''Préparations spirituelles pour un nouvel âge'', Éditions Du Rocher, coll. « Gnose », 2001, <nowiki>ISBN 2-268-00435-X</nowiki> et Marie-Jeanne Ferreux, ''Le New Age, ritualités et mythologies contemporaines'', L'Harmattan, Paris 2003, coll. « Nouvelles études anthropologiques », ISBN 2-7475-0101-9</small></ref>.
 
Amin'ny fotoana hiverenan'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] ety an-tany dia hitsara ny olona rehetra na ny velona na ny maty izay [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|hatsangana]] izy. Izy no hifidy izay hahazo ny fiainana mandrakizay miaraka aminy.
Ligne 13 ⟶ 14 :
==== Andro farany araka ny Silamo ====
Araka ny [[Finoana silamo|fivavahana silamo]] dia hivoaka avy ao amin'ny fasany avy ny maty mba hotsaraina ka izay nitondra tena araka ny fototry ny fonoana silamo dia ho any am-paradisa.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Eskatolojia]]
 
* [[Arivo taona (kristianisma)|Arivo taona]]
 
== Loharano: ==