Faritra Alaotra-Mangoro : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
k
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny '''Faritra Alaotra-Mangoro''' dia [[faritra]] malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny [[faritra]] Sofia any avaratra, [[faritra]] Analanjirofo any avaratra atsinanana, [[faritra]] Atsinanana any atsinanana, [[faritra]] Vakinakaratra any atsimo andrefana, ary ny [[faritra]] Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io [[faritra]] io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io [[faritra]] io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny [[faritra]] Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 {{km2}}.
 
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny [[faritra]] [[Alaotra-Mangoro]], ary 79 no isan'ny kaominina.faritra mahavoka bary mamantsy an i Madagasikara iray manontolo sopitry Madagasikara izy ao koa ny hazandrano besisika
 
== Jereo koa ==
12

modifications