Eskatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-53:
Tamin'ny taonjato faha-3 anefa dia nino ny ankamaroan'ny Kristiana fa ny andro farany dia hitranga aorian'ny taranaka misy azy ireo; nihevitra izy ireo fa tsy neken'i Jesosy ireo fanandroana hamantatra ny ho avy, hamantarana "ireo fotoana sy fizaran-taona", ary izany fanao izany dia norarana na dia nisy daty voafaritra mazava fa hitrangan'ny andro farany araka ny lovantsofina jiosy araka ireo fetrandro enin'izao tontolo izao. Ireo izay nampiasa izany fanisana izany dia nahita fa amin'ny taona 202 ny andro farany. Nefa rehefa lasa io fotoana io dia novana ho amin'ny taona 500. Taorian'ny taona 500 dia noheverina fa tsy zava-dehibe ho an'ny finoana kristiana ny andro farany, na dia misy ireo izay mbola manamafy izany amin'ny fotoan'ny [[Advento]].
 
== Eskatolojian'ny finoana bahayBaha'i ==
Ao amin'ny finoana bahaybaha'i dia tsy fonombohana na fiafarana ny [[Famoronana]]. Fanoharana ihany ireo eskatolojia hita ao amin'ireo fivavahana hafa. Ny andron'ny olombelona dia voamariky ny fifanarakarahana fanambaràna miandalana izay ahitana mpitondra hafatra avy amin'Andriamanitra.
 
Ny fotoana iavian'ny mpitondra hafatra na iraka tsirairay dia heverina ho ny andro fitsarana ho an'ny mpinon'ny fivavahana teo aloha, izay mety misafidy ny hanaiky ny mpitondra hafatra vaovao sady hiditra ao amin'ny lanitry ny finoana, na nandà ny iraka vaovao ka hiditra ao amin'ny helon'ny fandavana. Ny teny hoe "lanitra" sy "helo" dia manana heviny am-panoharana ilazana ny fandrosoana ara-panahin'ny olona sy fanakaikezany na ny fanalavirany an'Andriamanitra. Ny fiavian'i Baha'u'llah mpanorinampitondra ny finoana bahaybaha'i dia manambara ny fahatanterahan'ny fiandrasana eskatolojikan'ny finoana silamo sy kristiana ary ireo fivavahana lehibe hafa teo aloha.
 
== Jereo koa: ==