Volana (fotoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fotoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Volana (fotoana)|volana]] dia tsingerim-potoana na halavam-potoana izay mitovitovy halava amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[volana]] eny amin'ny habakabaka. Arakaraka ny [[tetiandro]] ampiasaina ny halavan'ny volana ka mety ho 28 ka hatramin'ny mihoatra ny 30 [[andro]] izany. Misy [[herinandro]] efatra na mahery ny ao anatin'ny iray volana raha ny herinandro iray misy fito andro. Misy 12 volana ny ao anatin'ny [[taona]] iray nefa mety hisy volana fanampiny iany arakaraka ny tetiandro ampiasaina ka hahatonga ny taona sasany hisy 13 volana. Manana anarana arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny volana tsirairay ao anatin'ny taona iray.
 
Ireto ny anaram-bolana ofisialy amin'ny teny malagasy ao anatin'ny iray taona amin'ny [[Tetiandro gregoriana|tetiandro be mpampiasa]] amin'izao: Janoary (31 andro), Febroary (28 na 29 andro), Marsa (31 andro), Avrily (30 andro), Mey (31 andro), Jona (30 andro), Jolay (31 andro), Aogositra (31 andro), Septambra (30 andro), Oktobra (31 andro), Novambra (30 andro), Desambra (31 andro). Ny tonatalin'ny andro anatin'ireo volana ireo dia 365 na 366 andro.
 
Ny Febroary dia mety ho soratana hoe Fevrie; ny Marsa mety ho Martsa; ny Mey mety ho May; ny Jona mety ho Jiona.
Andalana faha-14:
* [[Herinandro]]
* [[Andro]]
*[[Tetiandro]]
*[[Tetiandro gregoriana]]